Siansa sy Baiboly
Mifanaraka ve ny siansa sy ny Baiboly? Marina ve izay lazain’ny Baiboly rehefa miresaka momba ny zavatra misy ifandraisany amin’ny siansa? Diniho izay asehon’ny zavaboary sy izay lazain’ny manam-pahaizana momba azy ireny.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY