Malagasy
Fampiasana ny JW.ORG
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/802013048/univ/art/802013048_univ_sqr_xl.jpg

Fampiasana ny JW.ORG

Fampiasana ny JW.ORG

Mianara mampiasa ny jw.org fa handray soa maro ianao.

Hitady Zavatra

Araho ny toromarika tsotra atoro ato raha te hahita ny zavatra tadiavinao ianao. Ianaro ny fomba fitadiavana lohateny, laharana gazety, ny karazany misy, na zavatra hafa voafaritra ato amin’ny jw.org.

Hitady Zavatra Misy Amin’ny Fiteny Hafa

Atoro ato ny fanovana fiteny ato amin’ity tranonkala ity sy ny fitadiavana boky sy gazety ary zavatra hafa amin’ny fiteny hafa.

Hijery Video ao Amin’ny JW.ORG

Ho hitanao ato ny fomba itadiavana sy andefasana video iray na maromaro, izay azo atao rehefa mijery video, ary ny fanamboarana ny firafitra.

Fijerena ny JW.ORG Amin’ny Fitaovana Entin-tanana

Ianaro ato ny fidirana any amin’ireo fizarana samihafa, fijerena boky, famakiana Baiboly ato amin’ny Internet, ary ny fihainoana lahatsoratra noraisim-peo.

Hizara Rohy

Fomba fampiasa an’ilay hoe “Hizara” ao amin’ny jw.org.

Fanontaniana Fametraky ny Olona: JW.ORG

Tadiavo ny valin’ireo fanontaniana fametraky ny olona.